Entry | mandroritra (roritra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manintona, mitarika, misarika: Mandroritra olona amin' ny sandriny Manenjana: Mandroritra anja-koditra Manalava, manitatra: Fanaon-dRangahy io izany mandroritra resaka izany Mamivitra: Fomban' ny mpampianatra ny mandroritra ny sofin' ny mpianany [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To pull and stretch out [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Tirailler; allonger en tirant [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | mandrirotra, mandroritra |
Updated on 2023/01/20 |