Entry |
manintona
(sintona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitarika: Manintona ny vy ny andriamby Misarika: Manintona olona amin' ny sandriny ~
Manintona ny eritreritrareo aho mba handinika bebe kokoa Mandrirotra: Maninton-tady foana io ondry io [1.1]
|
Morphology |
Present : |
manintona |
Past : |
nanintona |
Future : |
hanintona |
Imperative : |
manintòna |
|
Synonyms | |
Proverbs |
|
Entry |
manintòna
(sintona)
|
Part of speech | imperative of active verb manintona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|