Entry | 1 sintona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tarika, sarika, roritra; enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hanorisorena olona; zana koa ny fihemoran' ny lamba rehefa misasa ary ny fihenan' ny rano tondraka. |
Explanations in French |
4 [1.3] action de tirer, de tirailler, attraction, comme celle de l'aimant diminution des eaux après la crue, le retrait de l'étoffe neuve au lavage 5 [1.13] traction retrait, dérivées, dérivation |
Examples |
6 Tampoka ilay sintona ka nidafoka tamin' ny tany koa aho. [2.4] 7 Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara. [2.472] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |