Entry | 1 sintonina |
Root | 2 sintona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tarihina hankany amin' ny tena: Sintony ny vatasarihana Sarihana: Aza mbola sintonina ny harato Roritina: Sintony mafy ny tady ho henjana Tarihina amin' ny zorony, amin' ny laniny iray, vivitina: Sintony ny sofin' io zaza io fa mandainga Avadika ho ratsy, hararaotina mba hanorisorenana olona, vivitina: Aza sintontsintonina tahaka izany ny teniko |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word sintonina |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |