|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanintona
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina manintona
Azo sintonina
Root  4  sintona

Entry (2/2)5  fanintona
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany
8  [1.13] aretina mampihinjitrinjitra ny vatana
Explanations in French  9  [1.13] convulsion
Vocabulary  10  Health
Root  11  sintona
Synonyms  12  fanintontsintona

Anagrams  13  fanintona, fanontany, nafantony, nafontina, nifanonta

Updated on 2025/01/21