Entry | 1 fanintontsintona |
Root | 2 sintontsintona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany. Aretina mampikainkona ny hozatra sy ny rantsambatana tsy araka ny sitrapo |
Vocabulary |
5 Health |
Synonyms | 6 fanintona |
Updated on 2024/12/11 |