Entry |
fisintonana
(sintona)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fitaovana entina misintona, mandrirotra: Ity no hazo fisintonana ny varavarana Fihenana: Fotoana fisintonan' ny rano izao Fihemorana, fikainkonana: Tsy anerany ny fisintonan' ity lamba itỳ rehefa sasana [1.1]
|
Examples | Ny nantsaka no nanahirana indraindray rehefa tapaka ilay tady fisintonana ny rano avy tao anaty lavaka, fa lava-drano lalina folo metatra mahery ny fantsakananay teo atsimon-trano.
[2.356]
|
Compound words |
|
|
Entry |
fisintonana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Dérivabilité, extraction [1.13]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|