Entry (1/2) | 1 fisintonana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitaovana entina misintona, mandrirotra: Ity no hazo fisintonana ny varavarana Fihenana: Fotoana fisintonan' ny rano izao Fihemorana, fikainkonana: Tsy anerany ny fisintonan' ity lamba itỳ rehefa sasana |
Examples |
4 [2.356#] Ny nantsaka no nanahirana indraindray rehefa tapaka ilay tady fisintonana ny rano avy tao anaty lavaka, fa lava-drano lalina folo metatra mahery ny fantsakananay teo atsimon-trano. |
Root | 5 sintona |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 8 fisintonana |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in French |
10 [1.13] dérivabilité, extraction |
Vocabulary |
11 Mathematics: algebra |
Compound words |
|
Anagrams | 13 fantsoninay, fintsaninao, fisintonana, ifantsonany, nasafontiny, nisafontina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |