|
|
|
|

Entry1  sinintona
Root  2  sintona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  voasintona, sintonina, tarihina: Sininton' ny herin' ny tany ny zavatra ka tsy maintsy mianjera [1.1]
Explanations in French  5  qu’on a tiré, tiraillé, attiré [1.3#608]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9  voasintona

Anagrams  10  anontsiny, antsoniny, isintonan, nantsoiny, nasintony, nisintona, nosintain, notsinina, sinintona, sintonina

Updated on 2023/01/20