Entry | 1 fanehana |
Root | 2 eka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanerena, fangejana: Tsy maintsy atao tsara ny fanehana ny tsihy eo am-panaovana azy 5 Fiantsoana: Ianao no mikarakara ny fanehana ny fokonolona [1.1] |
Explanations in French |
6 L'action de serrer, d’appeler [1.3#9] |
Examples |
7 Rainindrianarivo kosa anefa kirina ka tsy mba nanaiky izany, fa ny hamely ihany, ka nanangana donak'afo ho fanehana ny vahoaka hamely. [2.588#] |
Anagrams | 8 fanehana, hanafena, hanefana, nahefana |
Updated on 2023/02/27 |