|
|
|
|

Entry1  fanehana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanerena, fangejana: Tsy maintsy atao tsara ny fanehana ny tsihy eo am-panaovana azy
Fiantsoana: Ianao no mikarakara ny fanehana ny fokonolona
Explanations in French  4  [1.3#9] L'action de serrer, d’appeler
Examples  5  [2.588#] Rainindrianarivo kosa anefa kirina ka tsy mba nanaiky izany, fa ny hamely ihany, ka nanangana donak'afo ho fanehana ny vahoaka hamely.
Root  6  eka

Anagrams  7  fanehana, hanafena, hanefana, nahefana

Updated on 2025/01/21