|
|
|
|

Entry1  fanemerana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanasiana temitra: Miverina indray ankehitriny ny fanemerana ny rindrina ao an' efitrano
Famefena: Tsy hitahita akory ny fanemeran' ny miaramila ny trano nidiran' ilay mpangalatra
Root  4  temitra

Anagrams  5  famerenana, fanemerana

Updated on 2025/01/21