|
|
|
|

Entry (1/2)1  temitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Taratasy, misy sary na loko mahafiharitra ny maso izay apetaka amin' ny rindrina mba handravahana azy: Be indray no mampiasa temitra ankehitriny fa efa leon' ny ranon-doko andokoana ny rindrina angaha
Fefy
4  [1.13] taratasy feno sary miloko arakotra ny rindrina
Explanations in English  5  [1.7] mats or paper on the walls
Explanations in French  6  [1.3#693] apisseries en nattes,
7  [1.8] tapissage de nattes ou de papier
8  [1.13] papier peint
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :

Entry (2/2)14  temitra
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.13] tambatsela misy sosona iray na maromaro mandrakotra ny zaka na ny lavaka anaty na ny taova
Explanations in French  17  [1.13] épithélium
Vocabulary  18  Biology

Anagrams  19 

Updated on 2025/01/21