|
|
|
|

Entry1  fanenomana
Root  2  tenona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana (tenany) sy mitsivalana (fahany)
Fitaovana entina manenona
Explanations in English  5  [1.2] [Rel. s. from manenona (tenona).] A loom; the whole of the implements used in weaving, also the place where the loom is.
Proverbs  6  Proverbs containing the word fanenomana

Anagrams  7  fanenomana, fenomanana

Updated on 2023/01/20