|
|
|
|

Entry (1/2)1  tenona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanaovana lamba amin' ny fampidipidirana karazan-kofehy roa: ny tenany mitsangana ary ny fahany mitsivalana: Mahay tenona ve ianao?
Ny lamba vita araka ny voalaza etsy ambony: Mafy ve ny tenona betsileo?
Explanations in English  4  [1.7] weaving
Explanations in French  5  [1.3] action de tisser, le tissu, les fils établis sur le métier du tisserand ou préparés pour être tissés
6  [1.8] tissage
7  [1.196] les fils de chaîne tendus sur un métier, et par extension l'action de tisser
Examples  8  Ny tenona ataony tsy azo itafiana; [2.996#29.059.006]
9  tenona sy ny fanantana anenomana azy. [2.69#263]
10  nony vita ny tenona dia rongoana, rongo-firaka na vakampotsy no asiana. [2.48]
11  Tsy afenina kosa anefa fa tenon' ny tantara dia vokatry ny famoronan-tsaina, noho izany tsy mitory zavatra tena nisy. [2.472]
Morphology 
12  Simple :
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word tenona
Article  22  Randzavola: tenona ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)23  tenona
Part of speech  24  noun
Explanations in French  25  [1.196] [Betsileo, Betsimisaraka, Merina] Imperata cylindrica (L.) P. Beauv. (Poaceae). Grandidier préfère ce nom à tenina fichier manuscrit. Il fait en effet référence à l'usage ancien comme textile grossier. La plante fournit aussi une bonne pâte à papier. Nous l'avons employée à cet effet pendant la seconde Guerre Mondiale. Mais elle est surtout employée en sparterie par les artisans malgaches.
Vocabulary  26  Botany
Scientific name 

Anagrams  28  entano, etonan, netona, ontane, tenona, tonena

Updated on 2022/07/30