Entry (1/2) | 1 fanentitra |
Root | 2 hentitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manentitra na manapaka tarangana [1.1] |
Explanations in French |
5 Ce qu’on peut couper, la manière de couper [1.3] |
Examples |
6 Alao ny antsy, alao ny fanentitra, hanenterana an' ilay tsy nahita, fa izaho nahita efa tofoka. [2.69] |
Entry (2/2) | 7 fanentitra |
Root | 8 hentitra |
Part of speech | 9 adjective |
Explanations in Malagasy |
10 Azo tapahina tsy asiana romoromo mifanona [1.1] |
Updated on 2020/07/31 |