Entry | 1 hentitra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tapaka tsy misy romoromo mitazona azy intsony; enti-milaza teny hanambarana fahatapahan-kevitra tsy miova intsony: Tapaho ataovy hentitra tsara ny resaka |
Explanations in English |
4 [1.7] sharply cut off; definite, clear. |
Explanations in French |
5 [1.3] CoupĂ©, rompu net 6 [1.8] rompu net; nettement décidé ou exprimé . |
Examples |
7 hoy aho hentitra dia hentitra. [2.4] 8 Tsy nisy valin-teny hentitra avy taminy. [2.356] 9 Nony voa hentitra dia alefa ilay basy ray vava. [2.48] 10 Raha tsy misy fepetra hentitra dia hitatra hatrany ity fanimbana ala ity. [2.445] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 20 ahentitr, hentitra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |