Entry (1/2) | 1 manentitra |
Root | 2 hentitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manapaka, mampisaraka |
Explanations in French |
5 [1.3] Couper, trancher, séparer |
Examples |
6 Ary nony tonga ny rano mahery, dia manentitra. [2.48] |
Morphology |
|
Analogs | 11 manapaka, mikapa, mijinja, mamira, mamolona, manorotra, mandidy, manety |
Entry (2/2) | 12 manentitra |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 [1.78] [Tambahoaka]
mamora |
Updated on 2024/12/11 |