Entry (1/4) | 1 mikapa |
Root | 2 kapa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manapaka amin' ny famaky na antsibe: Lasa nikapa hazo any an' ala ny Dadan' i Lita Manamboatra mba hisy rirany mahitsy: Mahay mikapa vato Rakoto Mamely mafy amin' ny varotra, manao lafo izaitsizy, manondro-bidy tafahoatra: Loza io mpivarotra io raha hikapa Maka tsikelikely hatrany amin' ny variraiventy farany, manihika: Nikapa ny volaho rehetra ilay karilahy iny |
Explanations in English |
5 [1.7] to cut a tree; to cut wood |
Explanations in French |
6 [1.8] abattre un arbre; couper |
Morphology |
|
Analogs | 11 mamira, mipaika |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 13 mikapa |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in Malagasy |
15 [1.78] [Sihanaka]
misoroka |
Entry (3/4) | 16 mikapà |
Root | 17 kapa |
Part of speech | 18 imperative of active verb mikapa [Full list] |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Explanations in French |
20 [1.3] |
Entry (4/4) | 21 mikapa |
Root | 22 kapa |
Part of speech | 23 active verb |
Explanations in Malagasy |
24 [1.1] Manao kapa: Mandeha tsy mikapa |
Explanations in English |
25 [1.7] to wear sandals |
Explanations in French |
26 [1.8] porter sandales |
Morphology |
|
Anagrams | 30 |
Updated on 2025/01/28 |