Entry (1/3) | 1 faneva |
Root | 2 heva |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Tapa-damba ahantona amin' ny hazo ka enti-milaza fisian-javatra: ohatra, fahiny nasiana faneva teo amin' ny toerana fivarotana omby 5 Saina [1.1] 6 famantarana mampiavaka ny tarika iray; saina kely famantarana tarika iray [1.13] |
Explanations in English |
7 [Mod. s. from maneva (eva, or heva.).] A war flag, an ensign. [1.2] 8 a flag, a banner; a motto for a meeting, etc [1.7] |
Explanations in French |
9 drapeau, enseigne; devise [1.8] 10 emblème; fanion [1.13] |
Examples |
11 ny Sakalava, nitondra faneva fotsy hananika an' Ambohimanga. [2.48] |
Compound words |
|
Article |
16 Randzavola: faneva ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 17 fañeva |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in Malagasy |
19 mendrika, manendrika [Sihanaka]
[1.78] |
Entry (3/3) | 20 fañeva |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in French |
22 chevelure. (maramàrene). Rac. eva (?). [Tankarana]
[1.19] |
Anagrams | 23 fañeva, faneva |
Updated on 2023/06/08 |