Entry |
fanevamena
|
Elementary words | faneva ;
mena |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Faneva iantsoana ny miaramila menavazana raha toa nisy nilana azy [1.1]
|
Explanations in English | [mena, red.] A white and red flag hoisted on the chief palace for calling in the reserves at Antananarivo in time of special need; the reserves. Also called sainamena. [1.2]
|
Examples | Ka tamy ny andro Alakamisy 13 Adalo, 7 Febroary 1895, dia natsangana ny fanevamena, noho izao ady ataon'ny Farantsay izao;
[2.59]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Other spellings |
|