Entry | 1 fangoloka |
Root | 2 holoka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Faran' izay fetsy ratsy sady mahay mamitaka amim-pihatsaram-belatsihy: Aza mifampiraharaha amin' iny olona iny fa lehilohy fangoloka iny [1.1] |
Updated on 2023/01/05 |