Entry | 1 holoka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Loaka ny ao anatiny, hoboka 4 Mpandaingalainga na fetsifetsy. [1.1] |
Explanations in French |
5 creux, cave à l'intérirue 6 Figuré: madré, roué [1.3#264] |
Examples |
7 Ary amin' izany dia hitantsika indraindray ny hazo lehibe mbola velona, nefa holoka ny ao anatiny. [1.357#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 11 haloko, holoka, lohako |
Updated on 2023/10/20 |