|
|
|
|

Entry1  fangozohozoana
Root  2  hozohozo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fahosana, faharerahana mampangovingovitra ny tena ka tsy ahafahana mihetsika na mamindra tsara
Explanations in French  5  [1.3#274] La faiblesse, la débilitation
Examples  6  fa ny rantsam-batany dia asiako fangozohozoana mandritra ny andro iaianany [2.996#]
Synonyms  7  fihozohozoana

Updated on 2024/12/11