|
|
|
|

Entry1  fangozohozoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahosana, faharerahana mampangovingovitra ny tena ka tsy ahafahana mihetsika na mamindra tsara
Explanations in French  4  [1.3#274] La faiblesse, la débilitation
Examples  5  [2.996#] fa ny rantsam-batany dia asiako fangozohozoana mandritra ny andro iaianany
Root  6  hozohozo
Synonyms  7  fihozohozoana

Updated on 2024/12/11