|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanidina
Root  2  idina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba fanao raha manidina, mandatsaka anaty lasitra: Toy izao no fanidina lakolosy
Explanations in French  5  [1.3] Ce qu’on peut verser, qu’on doit couler, manière de verser

Entry (2/2)6  fanidina
Root  7  sidina
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Fomban' ny vorona manidina, na mandeha eny amin' ny habakabaka amin' ny alalan' ny elatra: Samy hafa ny fanidin' ny akoho sy ny voromahailala
Examples  10  Kijejy minaonaona andro valala va no avo fanidina? [2.131]
11  Ary ny toloho, dia alakaosy : fa vorona iva fanidina ny toloho. [2.48]
Vocabulary  12  Zoology: (in general)
Proverbs  13  Proverbs containing the word fanidina

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21