Entry | 1 fanifakifahana |
Root | 2 kifakifaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanilihana, fitsipahana; fandroahana, fampihatahana [1.1] |
Explanations in French |
5 L’action de repousser, d’écarter, d’expulser [1.3#328] |
Examples |
6 Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina. [2.503#] |
Updated on 2023/01/08 |