Entry | 1 fanifakifahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanilihana, fitsipahana; fandroahana, fampihatahana |
Explanations in French |
4 [1.3#328] L’action de repousser, d’écarter, d’expulser |
Examples |
5 [2.503#] Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina. |
Root | 6 kifakifaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |