|
|
|
|

Entry (1/4)1  fanindry
Root  2  tsindry
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina manindry
5  Azo tsindriana [1.1]
Explanations in English  6  Anything used to press something down with. [1.2]
Explanations in French  7  Ce qu’on peut presser, ce qui presse, celui qu’on doit aider, manière de presser [1.3#774]
Examples  8  Ao ambadiky ny vovonan-karaka dia ny fanindry, izay rehefa tsindrina dia mampisokatra ny laharan-kofehy ambony hisaraka amin' ny ambany. [2.436#]

Entry (2/4)9  fanindry
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  anaram-boron-dia mpangalatra akoho kely toa papango ary mipaoka koa voalavo sy totozy izay sendra azy [Tanala] [1.78]
12  Vorona homankena, karazan' ny papango (Buteo brachypterus) [1.1]
Explanations in English  13  a species of buzzard. Buteo brachypterus, Pelz. Same as hindry (Bets. and Tan.), endry (Betsim.), pompa (Bara), tinoro (Sak. and Antank.), and bobaky (Sak.). [1.2]
Explanations in French  14  espèce de buse [1.54]
Examples  15  ary ny papango sy ny voromahery, isan-karazany, ny egla, ny arofiray, ny papango, ny fanindry, ny voromahery isan-karazany [2.996#]
Vocabulary  16  Zoology: birds
Synonyms  17  bobaky, endry, hindry, pompa, tinoro

Entry (3/4)18  fanindry
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  Hazo lava atsindry ny sarombovonan' ny tafo [Sakalava] [1.1]

Entry (4/4)21  fanindry
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23  Hazo ao ambadiky ny vovonan-karaka izay rehefa tsindriana dia mampisokatra ny laharan-kofehy ambony hisaraka amin' ny ambany (Tenona) [1.1]

Anagrams  24  fanindry, finandri, ifindran, nifindra

Updated on 2023/01/08