Entry | fanipahana (tsipaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fandakana; fanosehana amin' ny tongotra Fandavana, fanoherana: Mahagaga ahy ny fanipahanao ny hevitro, kanefa nifanaraka ihany ny hevitsika hatramin' izay [1.1] | |
Anagrams | fanapihana, fanipahana |
Updated on 2023/01/20 |