|
|
|
|

Entry1  fanipahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandakana; fanosehana amin' ny tongotra
Fandavana, fanoherana: Mahagaga ahy ny fanipahanao ny hevitro, kanefa nifanaraka ihany ny hevitsika hatramin' izay
Root  4  tsipaka

Anagrams  5  fanapihana, fanipahana, ifanapahan, nifanapaha

Updated on 2025/01/21