Entry | faniratsira (tsiratsira) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina maniratsira, tsy manaja, manivaiva, manevateva Azo tsiratsiraina, tevatevaina [1.1] | |
Examples | Indro hianao efa nataoko kely eo amin' ny firenena dia faniratsira indrindra.
[2.996] | |
Anagrams | faniratsira, fitsirarana |
Updated on 2023/04/14 |