Entry | 1 faniratsira |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina maniratsira, tsy manaja, manivaiva, manevateva Azo tsiratsiraina, tevatevaina |
Examples |
4 [2.996#] Indro hianao efa nataoko kely eo amin' ny firenena dia faniratsira indrindra. |
Root | 5 tsiratsira |
Anagrams | 6 faniratsira, fitsirarana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |