Entry 1/2 | faniriana (iry) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fitadiavana hahazo na hanana, fitsitsiritana: Tonteraka ny faniriako [1.1] | |
Vetsovetso mba hanao na hanana zavatra iray tsy eo ampelatànana [1.13] | ||
Explanations in English | A desire, a wish [1.7] | |
Explanations in French | Désir, souhait [1.8] | |
Envie [1.13] | ||
Vocabulary | Emotions | |
Proverbs | Proverbs containing the word faniriana | |
Entry 2/2 | faniriana (tsiry) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fitsimohana, fitomboana: Amin' ny lohataona no fanirian' ny ahitra [1.1] | |
Anagrams | faniriana, firianana |
Updated on 2023/01/20 |