|
|
|
|

Entry (1/2)1  faniriana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitadiavana hahazo na hanana, fitsitsiritana: Tonteraka ny faniriako
4  [1.13] vetsovetso mba hanao na hanana zavatra iray tsy eo ampelatànana
Explanations in English  5  [1.7] a desire, a wish
Explanations in French  6  [1.8] désir, souhait
7  [1.13] envie
Vocabulary  8  Emotions
Root  9  iry
Proverbs  10  Proverbs containing the word faniriana

Entry (2/2)11  faniriana
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Fitsimohana, fitomboana: Amin' ny lohataona no fanirian' ny ahitra
Root  14  tsiry

Anagrams  15  faniriana, finaranay, firianana, ifaranany, nafiranay, niafarany, nifaranay

Updated on 2025/01/21