|
|
|
|

Entry1  fanjairana
Root  2  zaitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo
Explanations in English  5  [1.7] the act of sewing, sewing
Explanations in French  6  [1.3#866] L'action de coudre, l’instrument, l’endroit
7  [1.8] couture
Examples  8  Maka tranon' afokasoka roa, kofehy fanjairana lavalava. [2.445#]
9  ka eo amin'ny fanambadiana ankehitriny, dia ny milina fanjairana sy ny fandefasana kapila no voalohany takian' ny tovovavy hoentiny mitokan-trano. [2.606#]
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word fanjairana

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21