Entry | zaitra | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba hahatonga azy ho akanjo: Tsy mbola mahay zaitra i Bozy kely Fomba nanjairana: Tsara zaitra itỳ akanjonao itỳ izany! [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Sewing [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Couture [1.8] | |||||||||||||||
Examples | Ny sarifilanelina tsy akory tsy niova, fa ny didiny, tsy ilay zaitra kitapo iray trano sahala amin' ny taloha intsony.
[2.472] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |