Entry | 1 zairina |
Root | 2 zaitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] (lamba) Akambana amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo: Nozairin' i Neny ny akanjoko Avitrana, atohy: Nozairin' i Dadany fihavananay |
Explanations in English |
5 [1.7] to be sewed |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on coud |
Examples |
7 Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina. [2.472] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word zairina |
Anagrams | 13 azariny, izairan, izarany, nizaira, rainazy, zairany, zairina, zarainy, zarinay |
Updated on 2025/01/21 |