Entry (1/2) | 1 fanjaitra |
Root | 2 zaitra |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manjaitra: Tsy tiako ny fanjaitran-dRakoto palitao Azo zairina: Ny baoritra tsy mba fanjaitra |
Entry (2/2) | 5 fanjaitra |
Root | 6 zaitra |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fiasana vy lavalava kely marani-doha misy loaka ny vodiny mba hidiran' ny kofehy: Akao fanjaitra hanjairana itỳ akanjonao tata-jaitra |
Explanations in English |
9 [1.2, 1.7] a needle |
Explanations in French |
10 [1.8] aiguille |
Examples |
11 fanjaitra sy ny lamba vaovao zairina indray maka; [2.69#] 12 Dia jereo tsara ny fanjaitra kely, fa izy no mpanondro ny ora. [2.332#] |
Analogs | 13 filo, tsaika, tsiverianala |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word fanjaitra |
Updated on 2024/12/30 |