|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanjaitra
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina manjaitra: Tsy tiako ny fanjaitran-dRakoto palitao
Azo zairina: Ny baoritra tsy mba fanjaitra
Root  4  zaitra

Entry (2/2)5  fanjaitra
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fiasana vy lavalava kely marani-doha misy loaka ny vodiny mba hidiran' ny kofehy: Akao fanjaitra hanjairana itỳ akanjonao tata-jaitra
Explanations in English  8  [1.2, 1.7] a needle
Explanations in French  9  [1.8] aiguille
Examples  10  [2.69#] fanjaitra sy ny lamba vaovao zairina indray maka;
11  [2.332#] Dia jereo tsara ny fanjaitra kely, fa izy no mpanondro ny ora.
Root  12  zaitra
Analogs  13  filo, tsaika, tsiverianala
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word fanjaitra

Updated on 2024/12/30