Entry | fanjariana (zary) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fahatongavana, fiovana: Ny fanjarian' ny sakafo hanintsika ho ra [1.1] | |||
Explanations in French | L’action de se changer [1.3] | |||
Examples | Tsy inona fa tsy fifampitokisana no antony, fifampiandrasana kendry tohina lava, fanilihana amin' ny hafa izay mety ho tsy fanjariana mitranga, fiheveran-tena ho tsy mba diso amin' izay lazaina sy atao.
[4.26] | |||
Compound words |
| |||
Anagrams | fanjairana, fanjariana |
Updated on 2023/09/10 |