|
|
|
|

Entry (1/4)1  taratra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bezanozano, Sihanaka] fitaratra
4  [1.1] Hazavana alefana zavatra miantefa amin' ny rano na fitaratra: Manimba maso ny taratry ny masoandro ao anaty rano raha mandeha lava amin' ny lakana
Hazavana mihalohalo na miserana kely: Mahafinaritra izany tara-bolana aty anaty hazo
Fijerena zavatra maninteraka lamba na fitaratra na amin' ny elakelaky ny rantsantanana
Fanarangaranana na fitsikilovana izay atao miafinafina
Explanations in English  5  [1.7] a beam of light; a reflection
Explanations in French  6  [1.8] rayon de lumière; lumière réfléchie
7  [1.13] radiation, irradiation, reflet
Examples  8  Hita taratra amin' ny fihetsiny ny haalinan-tsain' I Saonina. [2.470]
9  Iny fiara iray nandefa taratra mahery vaika no nitsilo ny fidolany. [2.529]
Vocabulary  10  Physics
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Titles  19  Taratra (Ratsifandrihamanana Clarisse)

Entry (2/4)20  taratra
Part of speech  21  noun
Explanations in French  22  [1.196] (mis pour ataratra : abat-jour ; tout ce qui filtre les rayons du soleil). Suivant les régions les Sakalava prononcent souvent taratse ou taratsy, ce qui a donné lieu à plusieurs graphies, que nous ne reproduirons pas. Phoenix reclinata var. madagascariensis Becc. (Arecaceae). Espèce voisine du dattier. Mais le fruit à pulpe très mince est loin d'avoir la même valeur alimentaire. Le bourgeon terminal est un bon chou palmiste. Les segments des feuilles sont souvent utilisés en sparterie, notamment pour faire des parasols et les abats jour, d'où le nom malgache. [Sakalava]
Vocabulary  23  Botany
Other spellings  24  taratse, taratsy
Scientific name 

Entry (3/4)26  Taratra
Elementary words  27  taratra
Part of speech  28  name (book title) [Full list]
Author  29  Ratsifandrihamanana Clarisse
Publishings  30 

Entry (4/4)31  Taratra
Part of speech  32  name (newspaper)
Vocabulary  33  Publishers, newspapers
Author  34 
Publishings  35 
Excerpts 
36 2008/02/18
2,10 metatra i Ikopa eo Bevomanga, 4 metatra ny refy fanairana milaza loza eo. Ny orana tsy niato hatramin' ny asabotsy alina sy omaly tontolo andro nentin' ny rivodoza Ivan no nitarika izany. 0, 77 m ny haavon' Ikopa eo Anosizato. Niakatra 0, 44 m izy tao anatin' ny 24 ora ary mbola hiakatra hatrany. Tsy ho tratra anefa ny 3 m refy fanairana milaza loza manambana eo Anosizato. 2, 10 m i Ikopa eo Bevomanga, 4 m ny refy fanairana milaza loza eo. 1247, 40 metratra i Mamba eo Ambohidrao.
37 2008/02/21
Mbola tsy vita ny asa fanarenana ny lalana tamin' ny fandalovan' ny rivodoza Fame farany teo
38 2008/03/12
Hatramin'izao aza, mbola sarotra ny fandidiana, tsy azo atao mihitsy ny mivoaboaka ny toby ipetrahan'ny miaramila satria miandry kendritohina ireo mpikomy sy ny tafiky ny fanjakana sodane
39 2008/04/04
Fiara Mazda iray avy aty Antananarivo no nifandona tamin'ny kamiaobe iray avy any Antsirabe. Mafy ny fifandonana !
40 2010/11/21
Na ry zareo mpioko mifahatra ao amin'ny Bani, na ny avy eny amin'ny fibaikoana ao amin'ny Etamazaoro anefa dia samy nilaza fa tsy vahaolana ny fandatsahan-dra. Hanohy ny fifampiraharahana indray ry zareo anio.
41 2011/02/07
Ankoatra ireo miaramila, misy sivily roa koa voarohirohy amin'ity raharaha ity, raha ny fanazavana azo avy amin'ny fikambanana Av7 ivondronan'ireo niharam-boina tamin'iny zava-nitranga iny.

Anagrams  42 

Updated on 2025/01/21