|
|
|
|

Entry1  tarafina
Root  2  taratra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ilazana zavatra (fitaratra na rano) ianjeran' ny hazavana ka mamerina io hazavana io indray: Tarafin' ny masoandro ny rano ka mamono maso
5  Ilazana zavatra iray jerena avy lavitra ka ny tanana atao eo ambony maso mova tsy ny mamory ny hazavana: Notaratiko no fieriko azy
6  Ilazana zavatra jerena avy ao ambadika lamba tantera-pahazavana: Notaratiko tamin' ny lambam-baravarankely ka nidoboka iray ihany ny ambavafoko nahita ireo olona an-jatony maro
7  Tsikilovina: Notarafin' ny fahavalo ny tanàna [1.1]
Explanations in English  8  to be shined on; to be examined by X-ray [1.7]
Explanations in French  9  sur quoi (qui) la lumière tombe : qu'on examine à la radiographie [1.8]
Examples  10  Hita soritra izany raha tarafina ny fomba fiasan’ny filoha Ravalomanana manoloana ny fiangonana: [4.27]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Analogs  15  tilina, tsikilovina, zahana taratra
Compound words 

Anagrams  17  afatrany, atrifana, fanaitra, faratany, faritana, fatraina, fatrania, fianatra, fiatrana, fitarana, itarafan, nitarafa, tafarina, tarafina

Updated on 2023/01/20