Entry | 1 tsikilovina |
Root | 2 tsikilo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao ara-maso: Tsikilovin' io olona io daholo izay rehetra ataoko 5 Tilina, zahana taratra tsy misy mpahalala: Notsikilovin' ny fahavalo ny fihetsiky ny tafika [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 10 tsikiloina |
Anagrams | 11 ilovintsika, tsikilovina |
Updated on 2023/01/20 |