Entry | 1 tsikiloina |
Root | 2 tsikilo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atao ara-maso: Tsikiloin' io olona io daholo izay rehetra ataoko Tilina, zahana taratra tsy misy mpahalala: Notsikiloin' ny fahavalo ny fihetsiky ny tafika |
Morphology |
|
Synonyms | 9 tsikilovina |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |