Entry | 1 fitaratra |
Root | 2 taratra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Tamaboha fisaka fanao amin' ny varavarana izay tsy mamela ny rivotra hiditra nefa ahazoana mahita izay rehetra any ivelany: Mometaka fitaratra amin' ny varavarankely 5 Tamaboha malamalama tsara ary nasiana manjany ao an-damosiny ka afaka mamerina ny sarin' izay zavatra eo anoloany: Alao ny fitaratra hijereko ny tarehiko fa sao misy arina [1.1] |
Explanations in English |
6 Glass, a looking-glass, a mirror. [1.2] |
Explanations in French |
7 manière de regarder, le miroir, la glace, ce qui réfléchit la lumière [1.3] 8 vitre [1.13] |
Examples |
9 Izaho, hono, izany no mba fitaratra! [2.4] 10 mba mijere tandindona aloha vao mizaha fitaratra. [2.69] 11 Farafaharatsiny soloana karakara vy madini-maso ny fitaratra. [2.117] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word fitaratra |
Article |
18 Randzavola: fitaratra ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/06/18 |