Entry (1/2) | 1 fanjenjenana |
Root | 2 jenjina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 L’action d’éblouir, d’étourdir, l’éblouissement [1.3#294] |
Entry (2/2) | 5 fanjenjenana |
Root | 6 zenjena |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 Fandehandehanana tsy misy antony, fandehandehanana etsỳ sy erỳ, firenirenena: Mampalahelo ny fonjenjenan' ny zaza tsy misy mpiahy [1.1] |
Explanations in French |
9 l'action d'errer ça et là, le lieu, le motif [1.3#871] |
Synonyms | 10 fizenjenana |
Updated on 2023/01/20 |