Entry | 1 jenjina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ohatra ny voakapoka mafy ka fanina, mila ho safotra, tsy mahita izay ambonin' ny tany: Nianjeran' ny taila ny lohany ka jenjina izy |
Explanations in English |
4 [1.7] taken aback, unsure of oneself |
Explanations in French |
5 [1.8] ébahi, hébété |
Examples |
6 jenjina izy, saikatra, menatra, natahotra aza! [2.499] 7 Ranomaso no mandriaka, sady jenjina ny loha, fa ny ali-mangatsiaka ali-mampamohafoha! [1.247] 8 Narenina ny sofoko, jenjina aho, avy eo niankapokapoka tamin' ny tany sy ny dabilio latabatra teo akaiky. [2.472] |
Derivatives |
|
Updated on 2025/01/21 |