|
|
|
|

Entry1  fankahala
Root  2  hala
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ny olona na ny zavatra ankahalaina: Ny ratsy no fankahala, fa tsy ny tsara
Fomba tsy itiavana: Mandositrany ratsy no fankahala azy tsara indrindra
Examples  5  ireto hianareo mianakavy, hoy Rabery, milafika mitsabo izay tokony ho fahavalo sy fankahala indrindra eto ambonin' ny tany! [2.499#]

Updated on 2023/10/21