|
|
|
|

Entry1  fankahala
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny olona na ny zavatra ankahalaina: Ny ratsy no fankahala, fa tsy ny tsara
Fomba tsy itiavana: Mandositrany ratsy no fankahala azy tsara indrindra
Examples  4  [2.499#] ireto hianareo mianakavy, hoy Rabery, milafika mitsabo izay tokony ho fahavalo sy fankahala indrindra eto ambonin' ny tany!
Root  5  hala

Updated on 2024/12/11